Teny iditra mikera (kera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misaratsaraka (fiteny indrindra amin' ny vary avala hangatsiatsiaka mba hitsi-drano ka ho henjankenjana) [1.1]
Haiendriteny 
mikera
nikera
hikera

Fivaditsoratra mireka, Karemy, marike, meraky, merika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20