Teny iditra | mikirakira (kirakira (kira)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manasaratsaraka mitokantokana; mandrairay hahitana ny antsipiriany: Mikirakira vola ry zareo ao amin' ny tranom-bola [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | manipuler [SLP 1986] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mikirakirà (kirakira (kira)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikirakira | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |