Teny iditra mikiry (kiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny
¶ Mikezaka, mikely aina: Mikiry amin' ny fianarana Rabe ka tsy azo isalasalana fa ho afa-panadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be obstinate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay s'obstiner [1.8]
Haiendriteny 
mikiry
nikiry
hikiry
mikiriza

Teny iditra mikiry (kiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] miova, tonga [1.78]

Fivaditsoratra miriky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31