Teny iditra mikizo (kizo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tonga mahantra, fadiranovana
¶ Mandeha indray maka dia lanin' ny andaniny daholo ny vaton' ny tena (lalao fanorona) [1.1]
Haiendriteny 
mikizo
nikizo
hikizo

Fivaditsoratra mikozy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20