Teny iditra | mikobaka (kobaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voasasa ao anaty rano ¶ Mampidi-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika ireo vody tahom-bary nojinjaina ka voasoroka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be agitated (of water) [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être agitée (se dit de l'eau) [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mikobaka io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |