Teny iditra mikofo (kofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivaofy: Mikofo voanjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay manger des graines qu'il faut extraire des glumes dures qui les enveloppent [1.196]
Haiendriteny 
mikofo
nikofo
hikofo
mikofoy

Fivaditsoratra mifoko

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20