Teny iditra mikoka (koka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miantso (fampiasa indrindra raha miantso omby any an' efitra) [1.1]
  [Bezanozano] miantso [1.78]
Haiendriteny 
mikoka
nikoka
hikoka

Fivaditsoratra kimoka, komaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20