Teny iditra | mikoky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] mitsoka anjombona [1.78] | |
Teny iditra | mikoky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] manala baraka [1.78] | |
Teny iditra | mikoky (koky) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] miantso [1.78] | |
Fivaditsoratra | kimoky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |