|
|
|
|

Entrée1  mikorapaka
Radical  2  korapaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
5  Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  mikarapoka, mikorapaka, mpikaraoka

Mis à jour le 2023/01/20