Teny iditra mila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany
¶ Mangataka: Mila hevitra aminao aho
¶ Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto
¶ efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity
Mitovy hevitra: manao antsongo ravina ~ mandranto ady ~ manenjan-tsandry ~ mihaika ~ mihantsy ady ~ miharana ady ~ mitoha ady
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning.
  [Hallanger 1973] to need; to ask for
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] avoir besoin de; chercher; demander
Haiendriteny 
mila
nila
hila
milà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra milà (ila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/13