Teny iditra mila tay (ila, tay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy mitady zavatra mety hampidi-doza sy hiteraka fahasahiranana ho an' ny tena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to seek for trouble. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay L' homme méticuleux se crée des embarras.
¶ l' homme audacieux cherche chicane à plus fort que lui [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/19