Teny iditra | miloaka (loaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy loaka na lavaka ¶ Maninteraka [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to have a hole in it [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être percé, troué [1.3, 1.8] | ||||||||||||||||
ouvrir la bouche pour parler: vao niloa-bava izahay, vao niloaka ny vavanay, dia tonga izy (à peine nous avions ouvert la bouche pour parler qu’il est arrivé [1.3] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miloaka io | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | miolaka, kaliôma, kimalao, mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |