Teny iditra | mimpody (ody) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka, Tanosy] miverina [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||
Miverina amin' ny toerana nielana [Rajemisa 1985] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to return to its original state [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | revenir à son premier état [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny iditra | mimpody | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] maty [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |