Teny iditra | minananana (nananana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikiakiaka, mihoakoaka, midradradradra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to cry, to scream, to shout. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to scream, to cry frantically [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | pousser des cris perçants [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Eny, minananana izy noho ny sandrin'ny mahery, [Baiboly: 22:035:009/Joba 35:9..] | ||||||||||||||||
Teny iditra | minanananà (nananana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minananana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |