Teny iditra mineraly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato
  [SLP 1986] zaka madio avy ao anaty tany
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] minéral
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: minéral.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Thébault: 305] Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc.
2 [Baron: Botany] Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete.

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/21