Teny iditra | minisitra | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana [Rajemisa 1985] | ||||||
Voambolana | Lalàna | ||||||
Ny fihaviany | Frantsay: ministre. | ||||||
Mpanahaka | ministera | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |