Teny iditra minona (inona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [1.78]
 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3]
Haiendriteny 
minona
ninona
hinona
minòna
Ohabolana 

Teny iditra minòna (inona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31