Teny iditra | miody (ody) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana fanafody: Aretina tsy dia manao ahoana loatra io: Jereo fa sitran-tsy miody akory io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to take medicine [Richardson 1885] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Recevoir des pansements, des soins, des remèdes [Abinal 1888] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny miody io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |