Teny iditra miofy akondro vava (ofy, akondro, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to take the skin off bananas with the mouth
¶ fig. very poor and wretched. See faraidina.
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 258] Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31