Teny iditra miontana (ontana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to startle, to start up.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému)
Haiendriteny 
miontana
niontana
hiontana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31