Teny iditra | mipaka (paka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity ¶ Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika ¶ Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky ¶ Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra ¶ Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy.
[2.48] | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mipaka io | ||||||||||||||||
Teny iditra | mipakà (paka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipaka | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |