Teny iditra mipany
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] milofo, mikiry, mikokotra, miezaka: Mipania mianatra anareo lehiroa (milofosa mianatra letsy ianareo) [1.78]

Fivaditsoratra mpinia, ampiny, manipy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31