Teny iditra |
mirabaraba
(rabaraba (raba))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao tsy ampiheverana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
to spread on the ground, to spill [1.2]
|
| This word is used in Imerina in describing the running here and there of a person in search of something. See raparapa
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | agir sans réflection, sans ordre [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mirabaraba |
Ny lasa |
nirabaraba |
Ny hoavy |
hirabaraba |
Filaza mandidy |
mirabarabà |
|
Ohatra | Io no Mirabaraba an-draharaha, fanao fahiny raha niandry olona lasa nisaika.
[2.245]
|
|
Teny iditra |
mirabarabà
(rabaraba (raba))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirabaraba
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|