Teny iditra mirado (rado)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao rado, mitondra rado eny am-bozona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to wear a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2]
Haiendriteny 
mirado
nirado
hirado
miradoa

Fivaditsoratra miroda, madiro, marody, midora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20