Teny iditra mirana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy happy, radiant, smiling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay radieux [1.3, 1.8]
 content, enjoué, réveillé [1.3]
 heureux, souriant [1.8]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra miramirana
Ohatra Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470]

Fivaditsoratra manary, manira, marina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31