Entrée |
miraraka
(raraka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary [1.1]
|
Explications en anglais | To spill; to fall off; to be scattered [1.7]
|
Explications en français | Se répandre; se désagréger [1.8]
|
Exemples |
1 | Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra.
[2.470]
|
2 | na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona
[2.296]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miraraka |
Passé : |
niraraka |
Futur : |
hiraraka |
Impératif : |
miraraha |
|
Proverbes |
|