Teny iditra mirebika (rebika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mandihy mitsinjaka
¶ Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba
¶ (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany
Haiendriteny 
mirebika
nirebika
hirebika
mirebiha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra Mirebika (rebika)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31