|
|
|
|

Entrée1  mirehitra
Radical  2  rehitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina
5  Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro
6  Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [1.1]
Exemples  7  Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/19