|
|
|
|

Entrée1  miriatra
Radical  2  riatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [Tanala] [1.78]
5  Mandositra
6  Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra
7  Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany
8  Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  itriaram, miaritra, miriatra

Mis à jour le 2023/01/20