Teny iditra miroso (roso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mifindra eo aloha
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to go ahead: to proceed
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] s'avancer; avancer
Haiendriteny 
miroso
niroso
hiroso
mirosoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31