Teny iditra misafidy (safidy (fidy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mifidy, maka izay tiana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to make a choice, to make a decision
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] faire un choix; prendre une décision
Haiendriteny 
misafidy
nisafidy
hisafidy
misafidiana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31