Entrée 1/2 misafo (safo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Misafo ny lohany mandrakariva io zazalahy io rehefa hiteny
Manotra: Iza no nisafo ny tongotrao narary?
Teny ilazana ny vehivavy bevohoka mitondra ny kibony hojeren' ny dokotera na ny mpampivelona: Tonga misafo isan-tapa-bolana eto amin' ny hopitaly io Ramatoa io. [Vocabulaire: Santé]
Mandalo mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Hisy lehibe hisafo ny trano fitsaboana rahampitso
Mijery taratra: Nisy lehilahy nisafo ny tanana omaly mba hangalatra [1.1]
Exemples Raha voateny ny lesoka, misafo ny azy ny petakorona. [2.346]
Morphologie 
Présent : misafo
Passé : nisafo
Futur : hisafo
Impératif : misafoa
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 2/2 misafo
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] misasa [1.78]
  [Sihanaka, Tanala] Misasa tava, misasa maso [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/06