Teny iditra |
misafofoka
(safofoka (fofoka))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mianjera ¶ Voan' ny aretin-tampoka. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tomber, être saisi d’une attaque [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
misafofoka |
Ny lasa |
nisafofoka |
Ny hoavy |
hisafofoka |
|
Ohatra | Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy;
[2.587]
|
|