Teny iditra |
misambotra
(sambotra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany ¶ Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy ¶ Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|