Teny iditra | misangeloka (sangeloka (heloka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao fihetsika hafahafa, miangentsam-pihetsika, tsy manao ohatra ny olona rehetra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se singulariser, être bizarre, être affecté dans ses manières [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23 |
![]() |