Teny iditra misara (sara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Andoavana sarany: Tsy misara ity lakana ity, tompoko, fa miakara amin' izao [1.1]
Haiendriteny 
misara
nisara
hisara

Fivaditsoratra marisa, masira, mirasa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31