Teny iditra misara maina (saraka, maina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra misara-poana ~ misara-potsiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31