Teny iditra misaratsaraka (saratsaraka (saraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: miparitaka
Ohatra Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra. [Baiboly: 16:004:013/Nehemia 4:13..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31