Teny iditra misasa (sasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] manadio tena amin'ny rano.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to wash oneself
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] Être lavé, se laver
  [Hallanger 1974] se laver, faire sa toilette
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] essere lavato; lavare, ihar.
Haiendriteny 
misasa
nisasa
hisasa
misa
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 173] Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina.
Teny nalaina 

Teny iditra misasà (sasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misasa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31