Teny iditra misasa (sasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy manadio tena amin'ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to wash oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Être lavé, se laver [1.5]
 se laver, faire sa toilette [1.8]
Fanazavàna teny italianina essere lavato; lavare, ihar. [1.18]
Haiendriteny 
misasa
nisasa
hisasa
misa
Ohatra Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina. [2.472]
Ohabolana 

Teny iditra misasà (sasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misasa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20