Teny iditra misasasasa (sasasasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau.
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le foglie degli alberi stormiscono)
¶ tambureggiare: Misasasasa ny orana ao ambonin'ny tafo fanitso (La pioggia tambureggia sopra i tetti in lamiere)
Voambolana 
Haiendriteny 
misasasasa
nisasasasa
hisasasasa
Ohatra 
1 [Ravelomanana: Lalana, takila 208] ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina.
2 [Rajaonarivelo: Bina, takila 25] Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31