Teny iditra misaso (saso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misafosafo malefaka; manao teny hitsapana ny hevitry ny sasany [1.1]
Haiendriteny 
misaso
nisaso
hisaso
misasoa

Fivaditsoratra misosa, mosasy, samosy, masiso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05