Teny iditra | misava (sava) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy ¶ Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana ¶ Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao ¶ Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana ¶ Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to clear up, to disperse; to inspect something in detail [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | misavà (sava) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misava | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |