Entrée | miseho (seho) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1] | ||||||||
Mitranga araka ny hita maso [1.13] | |||||||||
Explications en français | Apparaître [1.13] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |