|
|
|
|

Entrée1  misiaka (siaka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava
4  Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io
5  Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot misiaka

Anagrammes  11  misaika, misiaka

Mis à jour le 2023/01/20