Teny iditra misohika (sohika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mararin' ny sohika. [Voambolana: Fahasalamana]
¶ Tsy avy miaina, semposempotra: Misohika izy rehefa miaka-piakarana
Haiendriteny 
misohika
nisohika
hisohika
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31