|
|
|
|

Entrée1  misompatra
Radical  2  sompatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
5  Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona [1.1]
Explications en anglais  6  to do wanton damage [1.7]
Explications en français  7  saboter, détruire par vandalisme [1.8]
8  voir maNOMpatra [1.6]
Exemples  9  Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy. [2.606#]
10  Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Synonymes  15  manompatra

Anagrammes  16  mampitrosa, misompatra, mpamositra

Mis à jour le 2023/01/20