Teny iditra | misotro (sotro) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga ¶ Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to drink [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | boire [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny misotro io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |