Teny iditra mitafa (tafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to converse, to chat
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Causer, jaser, babiller pour passer le temps
Haiendriteny 
mitafa
nitafa
hitafa
mita
Ohatra  [Fox: Hainteny, laharana 142] veloma ka finareta Razandry
tiava vady miresaha amin-kavana
kanefa raha mitafa
izaho ihany no ataovy am-bentin-teny

Teny nalaina 

Teny iditra mitafà (tafa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitafa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31