Teny iditra |
mitafy
(tafy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao ¶ Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to dress; to wear the Lamba. [Richardson 1885]
|
| to dress, to wear clothes [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | se vêtir, porter tel vêtement [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Teny nalaina |
|